Teny iditra etsy sy ery
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1mandeha miadana etsy sy ery [2.313]
2Niparitaka etsy sy ery, nifindrafindra, homan-bilona, ny omby [2.270]
Singan-teny etsy ; erỳ

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01