|
|
|
|

Teny iditra 1  etsy
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
9 Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 here close by (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3#132]
12 ici bien près, visible [1.8]
Ohatra  13  Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66]
14  Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#]
15  Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442]
Tsipelina hafa  16 etsý, etsy
Tovy hevitra  17 etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra
Mpanahaka  18  any, 19  ao, 20  ar, 21  aroa, 22  at, 23  ato, 24  atsy, 25  eny, 26  eo, 27  er, 28  eroa, 29  et, 30  eto, 31  etsy
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how etsy

Fivaditsoratra  etsy, 33 itse, 34 sety, 35 tesy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22