Teny iditra | 1 fahafahana |
Fototeny | 2 afaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] freedom, liberty |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] Liberté 7 [1.8] affranchissement |
Ohatra |
8 Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471] 9 Manafosafo ny tapa-taona izao no naha-mpiasa tao ary mahatsiaro tena ho tafahitsoka amin' ny lalina izy noho ny tsy fahafahany mihetsika intsony. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Lahatsoratra |
14 Randzavola: fahafahana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 15 ahafahafan, fahafahana, nahafahafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/31 |
![]() |