|
|
|
|

Teny iditra 1  fahafaty
Fototeny  2 faty
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 manière de tuer, manière de mourir [1.3]
Ohatra  7  Toy ny fahafatin' ny tsy voafora no hahafaty anao, amin' ny tanan' ny hafa firenena [2.996]
8  Naniry koa mba ho faty toy ny fahafatiny izy, tahaka an-dRafaralahy Andriamazoto nanatrika , ny fahafatesan-dRasalama. [2.649#249]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fahafaty

Fivaditsoratra  fahafaty, 10 tafafahy, 11 tafahafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19