| Teny iditra | 1 fahagola |
| Singan-teny | 2 faha~, 3 gola |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra na tambinteny |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola
[1.1] 7 taloha, fahiny [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 anciently, in former times.
9 ancient, very ancient [1.2#146] 10 in olden times [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 anciennement
[1.8] 12 archaïque [1.13] |
| Ohatra |
13 Ny mponina fahagola : Ny Vazimba.
[2.508#430]
14 Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120] 15 Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235] |
| Voambolana | 16 Fotoana |
| Tovy hevitra | 17 fahagolantany |
| Mpanahaka | 18 fahiny |
| Lahatsoratra | 19 Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|