|
|
|
|

Teny iditra1  fahagolan-tany
Sokajin-teny  2  mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] taloha efa lasa ela be
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] ancient, very ancient
[gola, used only in this word.] Anciently, in former times.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] anciennement, dans les temps reculés
Ohatra  6  [2.508] Hatry ny fahagolantany dia matetika baboina ny olona resy an-ady.
Voambolana  7  Fotoana
Singan-teny  8  fahagola, tany
Tovy hevitra  9  fahagola
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10