Teny iditra | 1 fahiny |
Singan-teny | 2 faha, iny |
Sokajin-teny | 3 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [1.2] |
Mpanahaka | 6 taloha, ela be, fahataloha, fahizany, fahagola, fahagolan-tany, tany ambadik' Imanareza |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 8 fahiny, fanihy, fihany, hanify |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |