Teny iditra | fahagolan-tany | |
Sokajin-teny | mpamaritra na tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Taloha efa lasa ela be [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Ancient, very ancient [gola, used only in this word.] Anciently, in former times. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Anciennement, dans les temps reculés [1.3] | |
Ohatra | Hatry ny fahagolantany dia matetika baboina ny olona resy an-ady.
[2.508] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tovy hevitra | fahagola | |
Teny fotony | fahagola, tany | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |
![]() |