|
|
|
|

Teny iditra1  fahalainana
Fototeny  2  laina
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  5  Tsy fahazotoa-miasa; tsy fahazotoan-komana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  unwillingness, laziness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  paresse, indifférence [1.8]
Ohatra  8  Tsy nisy intsony ny fahalainana hitsangana amin' ny famoham-baravarana isan' alina. [2.470#]
9  fa mandrese ny laina, fa ny fahalainana, no fahavalo mandresy ny raharaha toko ho vita rehetra. [2.59#]
Tovy hevitra  10  halainana
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny fahalainana io

Fivaditsoratra  13  fahalainana, fahalaniana, fahalianana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29