|
|
|
|

Teny iditra 1  fahamandimandina
Fototeny  2 mandimandina
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Vao mainka torantorana ny fon-dRavokatra nahita ny dio sy ny fahamandimandin' ny ankizy. [2.470#89]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19