|
|
|
|

Teny iditra1  mandimandina
Fototeny  2  mandina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] [duplicatif]
Ohatra  6  mandimandina ery ny vilany; [2.470]
7  Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [2.470]
Sampanteny 
8  Anarana :
Tovy hevitra  9  mandina
Mpanahaka  10  mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, malamalama, mamirapiratra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mandimandina io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21