|
|
|
|

Teny iditra 1  fahamenarana
Fototeny  2 menatra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 la honte, la confusion [1.3]
Ohatra  7  Liana te hahalala zavatra izy ary fanontaniana sy tsy fahamenarana amin' ny tsy fahaizany no nanosika azy amin' izany indraindray. [2.470#167]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19