|
|
|
|

Teny iditra 1  menatra
Fototeny  2 henatra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy
13 Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 shamed; bashful [1.2, 1.7]
15 disgraced, sulky [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 avoir honte, être timide [1.3, 1.8]
17 être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [1.3]
18 [meñatra] [Sakalava-Mayotte] être timide, avoir honte [1.405]
Ohatra  19  fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [2.131]
20  Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [2.324]
21  nahatsiaro menatra izany izahay [2.472#46]
22  menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [1.3#235]
23  tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [1.3#235]
24  aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [1.3#235]
Mpanahaka  25  kaonitra, 26  mihasihasy, 27  misafosirana, 28  saikatra, 29  sakodiavatra, 30  saro-kenatra, 31  somaingisain gy
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe menatra
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  34 manetrà, manetra, menatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19