Teny iditra | 1 fahandroana |
Fototeny | 2 handro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanamasahana amin' ny afo; ny asa atao rehefa mahandro 5 [1.13] fiketrehana, fandokiana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] cuisson |
Voambolana |
7 Toe-karena: hanina |
Tsipelina hafa | 8 fandrahoana |
Fivaditsoratra | 9 fahandroana, fandarohana, fandrahanao, fandrahoana, fandroahana, handarofana, handraofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |