|
|
|
|

Teny iditra 1  faharatsiana
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 mauvais état, mauvaise qualité, laideur
8 méchanceté, malice, malheur [1.3]
Tovy hevitra  9 haratsiana
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe faharatsiana

Fivaditsoratra  faharatsiana, 11 ifaratsahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22