|
|
|
|

Teny iditra1  haratsiana
Fototeny  2  ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
5  Havetavetana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  evil, wickedness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  méchanceté [1.3, 1.8]
8  malheur [1.3, 1.8]
9  malice [1.3]
10  mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3]
Ohatra  11  Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana! [1.214#mg]
12  haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519#]
Tovy hevitra  13  faharatsiana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny haratsiana io

Fivaditsoratra  15  antsiaraha, haratsiana, hatsaraina, itsaharana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14