Teny iditra | faharomotana (romotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | The rabies [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | La rage des chiens [1.8] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Fahasalamana | |
Teny iditra | faharomotana (romotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy Fisafoahana, fisamontitra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Uncontrolled anger [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fureur [1.8] | |
Ohatra | ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana;
[2.285] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |