|
|
|
|

Teny iditra 1  faharovitana
Fototeny  2 rovitra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Hitan' ise ve ny faharovitan' ny lamba? [2.499#104]
7  Ao ny tampina fantatra fa natao noho ny faharovitana, ao kosa ny hita miharihary fa niniana natao [2.4#67]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19