|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rovitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny rovitra io

Teny iditra (2/2)5  rovitra
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina [1.1]
8  Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana [1.1]
9  Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  Torn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  Déchiré [1.8]
Haiendriteny 
12  Filaza mandidy :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
Tovy hevitra  17  triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny rovitra io

Fivaditsoratra  21  rivotra, rovitra, virotra, voritra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31