|
|
|
|

Teny iditra 1  fahasahiana
Fototeny  2 sahy
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 courage, audace, hardiesse [1.3#558]
Ohatra  8  Afa-tsy ny tanjany, hita ho nanana fahasahiana sy herin-tsaina koa izy. [2.472#72]
Tovy hevitra  9 hasahiana

Fivaditsoratra  fahasahiana, 10 fahasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22