Teny iditra hasahiana (sahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Courage, audace, hardiesse [1.3]
Ohatra 
1Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e. [2.270]
2Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. [2.895]
Haiendriteny 
Tsotra : hasahiana, hasahiako, hasahianao, hasahiany, hasahiantsika, hasahianay, hasahianareo, hasahian', hasahian-, hasahiam-, hasahia-
Tovonana : -kasahiana, -kasahiako, -kasahianao, -kasahiany, -kasahiantsika, -kasahianay, -kasahianareo, -kasahian', -kasahian-, -kasahiam-, -kasahia-
Tovy hevitra fahasahiana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20