| Teny iditra | 1 fahasahiranana |
| Fototeny | 2 sahirana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a state of embarrassment, lack or perplexity
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 l'embarras
[1.3, 1.8] 8 le tracas [1.3] |
| Ohatra |
9 Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny fahasahiranany eto an-toerana aza ity fatratra.
[2.324]
10 Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka. [2.470#76] |
| Voambolana | 11 Ontam-po |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fahasahiranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|