Teny iditra (1/4) | 1 fahasivy |
Fototeny | 2 sivy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny filaharana manaraka ny fahavalo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] neuvième |
Ohatra |
6 dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 fahasivy |
Fototeny | 9 sivy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] neuf brasses |
Teny iditra (3/4) | 12 fahasivy |
Fototeny | 13 sivy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] terme de Sikidy |
Voambolana |
16 Fivavahana, finoana |
Mpanahaka | 17 sikidy |
Teny iditra (4/4) | 18 fahasivy |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.78] [Taimoro]
fanahy, avelo 21 [1.78] [Bara] lolo, matoatoa 22 [1.1] [Betsileo] avelo, lolo |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] the ancestors, or spirits of the ancestors |
Ohatra |
24 izany no nataony hoe "matoatoa" , "ambiroa" , "fahasivy"; [2.285] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |