| Teny iditra | 1 fahatelopolo |
| Singan-teny | 2 fahatelo, 3 folo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
7 thirtiefth
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 trentième
[3.1] |
| Ohatra |
9 Ary tamin'ny taona fahatelopolo, volana fahefatra, andro fahadimin'ny volana, raha teo amin'ireo babo, teo amoron'ny ony Kobara aho, dia nisokatra ny lanitra, ka nahita fahitana avy amin'Andriamanitra aho.
[2.996]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|