Teny iditra | 1 fahaterahana |
Fototeny | 2 teraka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the act or state of being born; birth [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 l'état de celui qui est né; naissance [1.8] |
Ohatra |
6 Saingy tsy maintsy ekena fa mahery noho izaho izany Olona izany : Aminy dia tsy misy ny Fotoana, izay refin' ny fahaterahana sy ny fahafatesana; [2.5#] 7 Fa alohan' ny fahaterahana kosa, raha mbola any an-kibo any ny zaza, dia ny Fitiavana sy ny Faniriana no lamba natao fitafiny sy fiandrasana azy. [2.245#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |