Teny iditra | fiterahana (teraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famoahana zaza avy ao an-kibo: Saro-piterahana, hono, Rasoa tamin' ilay zanany farany tao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of giving birth [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de mettre un enfant au monde [1.8] | |
Mpanahaka | fahaterahana | |
Fivaditsoratra | fiatrehana, firetahana, fiterahana, tafaherina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |