|
|
|
|

Teny iditra 1  fahatretrehana
Fototeny  2 tretrika
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 le bonheur, la félicité [1.3]
Ohatra  7  Feon-dreny feno fankasitrahana sy fahatretrehana amin' ny ataon-janany no re, raha mihaona eo amorom-patana iny harivariva iny izy efa-mianaka; [2.470#138]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19