| Teny iditra (1/2) | 1 fahendrena |
| Fototeny | 2 hendry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny olona hendry: Mbola manan-tombo lavitra amin' ny fahaizana ny fahendrena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 wisdom
[1.2#251] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sagesse, habileté
[1.3#235] |
| Tovy hevitra | 7 hahendrena |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fahendrena |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 fahendrena |
| Singan-teny | 11 fahendrena |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fahendrena: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996] 14 Randzavola: Fahendrena amin' ny Baiboly [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 Wisdom: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Sagesse: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Fivaditsoratra | Fahendrena, fahendrena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18 |
|