|
|
|
|

Teny iditra1  fahitana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny maso
Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] sight, vision
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#251] La vue, l’instrument
6  [1.8] la vue; une vision
Ohatra  7  [2.472#] Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa.
8  [2.895#] Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy.
9  [2.928#] Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra.
Voambolana  10  Haiaina
Fototeny  11  hita
Mpanahaka  12  fanamboloana, fandrenesana, fitsapana, fitsiroana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fahitana io
Lahatsoratra  14  Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15  fahatany, fahitana, fitahana, hitafana, ifantaha, nahafaty, tahafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21