Teny iditra faika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay mijanona amin' ny zavatra iray rehefa nofiahina na nesorina ny ranony: Aza ariana eto ny faikam-parinareo
Ny ratsy efa nanalana ny tsara, ny lany tsiro [1.1]
 Sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Dregs, lees, sediments, feculence. [1.2]
 Dregs, sediment, residue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La lie, marc, dépôt, résidu, rebut [1.3]
 Lie, marc, résidu [1.8]
 Déchet, résidu [1.13]
 Résidu, partie inutilisable. Par exemple :
-- la coque de certains fruits dont on mange l'amande (voir faikam-boanjo).
-- la rafle du raisin ou de l'épi de maïs (voir tsaikan-katsaka, faika est changé dans ce cas en tsaika par raison d'euphonie).
-- les feuilles ayant servi à préparer une infusion (faikan-dite, le résidu de la préparation du thé) ; etc. [1.196]
Ohatra Ankoatra ny menaka, ny faika tavela dia mbola azo ampiasaina. [2.117]
Haiendriteny 
Tsotra : faika, faikany, faikan', faikan-, faikam-
Tovonana : -paika, -paikany, -paikan', -paikan-, -paikam-
Sampanteny 
Tovy hevitra faikany
Kamban-teny 
Mpanahaka  vela

Teny iditra faika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipaoka, fifaohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Enlèvement, rafle, vol adroit [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra faika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (équivalent de faitra merina). Amertume (des feuilles, des écorces, etc.) ; parfois aussi âcreté. Nom donné aux espèces particulièrement amères, notamment : Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L. Green) Pichon et Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr.(Apocynaceae). Voir aussi feka.
[1.196]
Anarana siantifika Hazunta modesta subvar. velutina, Hazunta modesta var. methuenii
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17