|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  faitra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 ngidin' ny zavatra hanina, na ny fahoriana midona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 bitterness, as the taste of quinine. [Mal. pait.] [1.2]
8 bitterness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 amertume [1.3, 1.8]
10 âcreté [1.3]
11 [Merina+Betsileo+Betsimisaraka] (du javanais pait). État de ce qui est très amer, ou plus rarement très âcre. Voir, par exemple, anamafaitra, bemafaitra, hazomafaitra, etc. Dans la symbolique malgache, ce qui est amer est généralement réservé aux hommes. On considère donc comme « mâles » les plantes ayant une saveur particulièrement amère. Ce mot prend toute une série de formes dans les diverses provinces. Voir faika (1), faike, faitse, feka, etc. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe faitra

Teny iditra (2/4) 14  faitra
Sokajin-teny  15  anarana
Haiendriteny 
16  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  20 [Antemoro] zaza vao teraka, fitondran-javatra [1.78]
21 [Antambahoaka] taranaka [1.78]
22 [Sihanaka] zanaka, taranaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  23 [Provincial] a baby, one just born. See teraka [1.2]
Tovy hevitra  24 fetra
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe faitra

Teny iditra (3/4) 26  faitra
Sokajin-teny  27  matoantenin' ny iharana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny anglisy  33 [Provincial] prov. for entina, and tondra [Comp. Eng. bear, to bear children.] [1.2]

Teny iditra (4/4) 34  faitra
Sokajin-teny  35  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  36 [Tankarana] depuis que. § hàtra. [1.19]
Tovy hevitra  37 hetra

Fivaditsoratra  38 afatry, 39 afitra, faitra, 40 fatray, 41 ifatra, 42 Rifata, 43 tarifa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22