|
|
|
|

Teny iditra1  fakana
Fototeny  2  aka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay
Fiantsoana: Fakana miaramila
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#13] L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend
Ohatra  6  Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#]
7  Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. [2.471#]
8  Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; [1.519#]
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fakana io

Fivaditsoratra  14  ankafa, fakana, fanaka, fanakà, kafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04