|
|
|
|

Teny iditra1  fakon' olona
Singan-teny  2  fako, olona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona tsinontsinona, tsisy antony, indrindra ara-panahy sy ara toe-tsaina
Faikan' olona, tsaikan' olona
Tovy hevitra  5  faikan' olona, tsaikan' olona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10