|
|
|
|

Teny iditra1  falafa
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Taozava-baventy
4  Haizavamaniry: hazo palma
Fanazavàna teny malagasy  5  Kiran-dravinala [1.78]
6  Tahon-dravin' ny ravinala maina fampiasan' ny olona hatao rindrin-trano any amoron-tsiraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  The midrib of the banana leaf. A palm. [Mal. palapah.] [1.2]
8  Wall panels made of traveler's palm stalks [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  Pétioles de ravenale qu'on assemble pour constituer les murs de la case [1.82]
10  Tige des feuilles du ravinala, dont on fait les cloisons des maisons. [1.19]
11  Panneaux de tiges de palmier [1.8]
12  (du malais palapa). Pétiole et feuilles sèches de certains Palmiers, de Ravenala (Strelitziaceae) ou de Bananiers, Musa sp. (Musaceae), utilisés pour la couverture des maisons, certaines cloisons, etc. Suivant leur origine, on distingue falafanakondro (pour le Bananier), falafampontsy ou falafandravinala (pour le Ravenala), etc. [1.196]
Ohatra  13  ny falafa efa voasilatsilaka be ihany, ny sasany aza efa tapaka mihitsy [2.357]
14  |Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana [2.499]
15  malefaka hoatra ny sampam-palafa ny volony milantolanto, sady mangilohilo toy ny goaika [2.996]
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11