Teny iditra | faly ambonin-doza | |
Singan-teny | faly ; ambony ; loza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faly alohan' ny fotoana ka tsy mbola azo antoka akory ny antony nifaliana dia nivadika ho alahelo sahady [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ambony, above, loza, danger.] Delight before the danger is past, premature joy. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |