Teny iditra (1/2) | 1 famafa (fafa) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Toe-karena: ao an-trano |
Fanazavàna teny malagasy |
4 kofafa [Tambahoaka, Bara]
[1.78] 5 kifafa [Sihanaka, Tanosy] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a brush, a broom. [1.2] 7 a broom [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 balai [1.8, 1.13] |
Ohatra |
9 Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony. [2.996] |
Tovy hevitra | 10 kifafa, kofafa |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 12 famafa |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
15 (de fafa : balai). Nom général des plantes dont les rameaux sont utilisés pour faire des balais. Plus spécialement : [Sakalava]
[1.196] 16 Scoparia dulcis L. (Plantaginaceae). Très commune dans les régions côtières. Le jus exprimé de cette plante est réputé anti-diabétique. On en fait boire au malade un petit verre avant chaque repas. 17 Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae) (voir aussi kifafa). [Betsimisaraka] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 19 famafa, mafafa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |