Teny iditra (1/2) | 1 famakiana |
Fototeny | 2 vaky |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampitresahana 5 fandalovana eo afovoany 6 fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso 7 fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 l'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif [1.3] 9 fendage [1.13] |
Ohatra |
10 Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy. [2.117] 11 ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha; [2.59] 12 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 15 famakiana |
Fototeny | 16 vaky |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Voambolana |
18 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 Karazam-panafody atao fampivalanana [1.1] |
Fivaditsoratra | 20 famaikana, famakiana, fanamaika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |