Teny iditra | 1 famakian-teny |
Singan-teny | 2 famakiana, teny |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a reading book or lesson 5 a lectern [1.2] 6 reading; a reading lesson [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 la lecture; un morceau à lire [1.8] 8 lecture [1.13, 1.66] |
Ohatra |
9 Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao [2.332#] 10 Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny [2.117#] |
Lohateny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |