Teny iditra | famakisifotra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona izay atao koa hoe Famakiakora (Anastomus madagascariensis) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [sifotra, a kind of snail.] A bird; lit. snail-breaker, from the manner of procuring its food. [1.2] | |
Anarana siantifika | Anastomus madagascariensis | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Singan-teny | famaky ; sifotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |
![]() |