|
|
|
|

Teny iditra1  famantaranavaratra
Singan-teny  2  famantarana, avaratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] The mariner's compass
6  [1.7] a compass
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] boussole
Ohatra  8  Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Voambolana  9  Fitaovana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07