|
|
|
|

Teny iditra1  famantaranavaratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] The mariner's compass
5  [1.7] a compass
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] boussole
Ohatra  7  [2.471] Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay.
Voambolana  8  Fitaovana
Singan-teny  9  famantarana, avaratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07