|
|
|
|

Teny iditra1  famantsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza toetr' olona fetsy sady kinga aoka izany amin' ny fahitana hevitra na tetika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#141] Un fin matois, un roué, un politique habile, un madré, quiconque excelle dans son genre
Ohatra  5  Ka misy vola fadin-tseranana arivo mahery nozaraina toy izany, ka hoy ilay famantsy ahy amin' ny marika : " Avelao hozaraiko, ka raha misy diso na varirairenty aza dia izaho no mameno. [1.437#]
Mpanahaka  6  kinga, fetsy, konjo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10