|
|
|
|

Teny iditra1  famintinana
Fototeny  2  fintina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin' ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.5] l'action de rétrécir
6  [1.5, 1.13] résumé
7  [1.13] contraction
Ohatra  8  Hatzfeld kosa, misionera tany Madagasikara naka rivotra no nanao ny famintinana. [2.356]
9  Ireo tarehimarika ireo sy izay miaraka aminy dia voatsinjara ao amin' ny fikirakiram-bola ankapobeny ataon' ny sampan-draharaha miandraikitra ny fitahirizam-bolam-panjakana izay hitantsika eto ambany ny famintinana azy. [4.27]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  famintinana, nifamintana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21