Teny iditra 1/3 famoha (foha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra 2/3 famoha (voha)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamoha
Azo vohaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir [1.3]
  [Tankarana] Qui sert à ouvrir. [1.19]
Ohatra 
1Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra. [2.499]
2Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana; [1.406]

Teny iditra 3/3 famoha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Arbre [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/18