|
|
|
|

Teny iditra1  famoloana
Fototeny  2  volo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy.
5  (Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  A threshing floor. [1.2]
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny famoloana io

Fivaditsoratra  9  famoloana, manao lafo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31