Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : famoloana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Miharihary ohatra ny kary am-pamoloana. [1.1]
Miharihary toa kary am-pamoloana. [2.558 #2318, 2.653 #1766] Miharihary toy ny kary am-pamoloana. [2.165 #2257, 2.415 #5008] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra na olona miseho mibaribary tsara tsy misy miafina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cela se voit comme le chat sauvage dans l' aire, où rien ne le cache. [2.415 #5008]
Être bien exposé à tous les yeux comme un chat tigré sur une aire (en plein air). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ça crève les yeux. [2.415 #5008] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mpiasa be miasa famoloana : mifamadika samy marina. [2.415 #3279, 2.558 #2610, 2.653 #1978] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme simple qui laboure une aire : c' est un homme droit qui retourne ce qui est droit. [2.415 #3279] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se faire tort entre hommes de bien. [2.415 #3279] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||