Teny iditra famonoana (vono)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany
Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana
Fitsofana: Famonoana afo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause [1.3]
Ohatra 
1Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka. [2.113]
2Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470]
3Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366]
Kamban-teny 
Lohateny Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12