| Teny iditra (1/2) | 1 vono |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony
23 Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina 24 Fitsofana ny jiro 25 Fikosehana ny soratra tsy ho hita [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 killing; murder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer
[1.3] 28 tuerie, meurtre [1.8] |
| Ohatra |
29 Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono.
[2.324]
|
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how vono |
| Teny iditra (2/2) | 31 vôño |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 [Bezanozano] mampifanaraka, mampitovy
[1.78] |
| Fivaditsoratra | vono, vôño |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|