|
|
|
|

Teny iditra1  fampakaram-bady
Singan-teny  2  fampakarana, vady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2]
6  a wedding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  mariage [1.8]
Ohatra  8  Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436#]
Tovy hevitra  9  mariazy, fampakarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26