Teny iditra |
fampakarana
(akatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | That which is the means of raising anything; a hand vice. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de faire monter [1.3]
|
| Tout ce qui sert à élever [1.5]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
fampakaran-drano |
|
Teny iditra |
fampakarana
(akatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'épouser, les noces [1.3]
|
| Célébration du mariage [1.5]
|
Ohatra | Rahoviana no hatao ny fampakarana?
[2.471]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|